Mahaleo - Rivotra - текст песни, слова, перевод, видео
Ознакомьтесь с текстом песни Mahaleo - Rivotra
Ny rivotra mandalo ve no mitondra tadio?
Приносит ли попутный ветер торнадо?
Ny rivotra mifafy ve no mitondra io orana io?
Приносит ли холодный ветер этот дождь?
Ny tany ve no ratsy sa ny olona no efa lany vatsy?
Земля плохая или люди, у которых закончилась еда?
Ny tany ve no boboka sa ny olona no vizana sy drodroka?
Земля гнилая или люди устали и измучены?
Dia hoy aho manontany tena mba ho aiza ihany no hiafarana
Интересно, чем всё это закончится?
Gagagaga sy mihenahena ireo olona ao an-tanàna
Люди в городе разбросаны и редеют.
Voazara ho antokotokon’olona, voazara ho vondrombondron’olona
Nozarainy ho fokofokon’olona am'izay angamba tsy ho vanon-ko olona
Они делятся на группы, делятся на группы.
Они делятся на племена людей, которые, возможно, и не люди.
Ny rivotra mandalo ve no mitondra tadio?
Смотрите так же
Последние
Joanna Drigo, Pix Lax - Ena Gelio Kremasmeno Sto Balkoni
Hione, Alan Villano - Un Minuto de Rap Vol. 2
Популярные
Miyagi X Эндшпиль ft. Amigo - Belive Me Tonight
Miyagi X Эндшпиль ft. Amigo - Be My Sky
MiyaGi Эндшпиль Вавилон - Вавилон
Miyagi, Эндшпиль Ft. Рем Дигга - I Got Love
Случайные
Sandy e Junior - The Moon And The Deep Sea
Александр Ощепков - 07 Гости с Востока
In This Moment - Whore-Блудница
